Juana Inés de la Cruz
Fiseho
| Juana Inés de la Cruz | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Juana Inés de la Cruz | ||
| Teraka | 12 Novambra 1648 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 17 Aprily 1695 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | Meksika | ||
| Asa : | Tsy fantatra | ||
| Fiainana manokana | |||
Doña Inés de Asbaje y Ramírez de Santillana, fantatra kokoa amin'ny anarana hoe Sor Juana Inés de la Cruz OSH (12 Novambra 1648 - 17 Aprily 1695) dia mpanoratra, filôzôfy, mpamoron-kira ary poeta tamin'ny vanim-potoana Baroka.
