Joliano (emperora)
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Joliano Mpivadi-pinoana)
| Joliano | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Joliano | ||
| Teraka | 6 Novambra 331 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 26 Jona 363 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | Roma Taloha | ||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
I Joliano dia mpanao pôlitika rômana teraka tamin' ny 6 Nôvambra 331 ary maty tamin' ny 26 Jona 363. Emperora rômana nandimby an' i Kônstantio II izy.
Ny fiainany manokana
[hanova | hanova ny fango]I Jolio Kônstantio (latina: Julius Constantius) no rainy. Ny vadiny dia i Helena. Ny rahalahiny dia i Kônstantio Galo (latina: Constantius Gallus).
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- Ao amin'i Freebase: [1]
