John Magufuli
Apparence
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/c/c0/John_Magufuli_2015.png/220px-John_Magufuli_2015.png)
I John Magufuli, dia mpitondra fanjakana ao Tanzania, teraka tamin' ny 29 Oktobra 1959. Notendrena ho minisitra tamin' ny minisitera maro izy, ary nilatsaka ho fidina ho filoham-pirenena ka lany tamin' ny 25 Oktobra 2015 ary mbola lany fanindroany tamin' ny 25 Oktobra 2020.