Joachim Yhombi-Opango

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

I Joachim Yhombi-Opango dia miaramila sady mpanao pôlitika kôngôley (Repoblikan' i Kôngô), izay efa filohan' ny Repoblika tamin' ny taona 1977 hatramin' ny 1979, teraka tamin' ny 14 Janoary 1939 tao Fort-Rousset (Afrika Ekoatôrialy frantsay) ary maty tamin' ny 30 Marsa 2020 tao Neuilly-sur-Seine (Frantsa).

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]