Jasmina Ratsimiseta

Avy amin'i Wikipedia

I Jasmina Ratsimiseta dia teraka ny taona 1890 ary maty ny taona 1946 ka nilevina ao Ambanidia Ny rahavaviny dia i RATEFIARIVONY ny reniny kosa dia i RAZAFINDRASOA ary ny rahalahiny i Bergelin RATSIMISETA Ny vadiny kosa dia i RAVAOARIVONY