Faingo mihevaheva

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Isa mihevaheva)
Ny faingo mihevaheva. mantissa = vatan'isa ; exponent = sanga
Ny faingo mihevaheva. mantissa = vatan'isa ; exponent = sanga

Ny faingo mihevaheva (frantsay: virgule flottante ; anglisy: floating point) dia fomba iray fanoratana ny isa tsimivaky izay ampiasaina amin'ny solosaina.

Amin'ny faingo mihevaheva, ny isa iray dia ahitana famantarana s (izay -1 na +1), sanda raikitra r ary fototra f izay voasanga isa feno afaka miabo na miiba i. Manome ny isa tsimivaky s.r.fi. Ny sandan'i f dia 2 amin'ny solosaina, 16 amin'ny solosaina antitra, 10 amin'ny mpikajy, na sanda hafa. Ny faingo dia ampihevahevana amin'ny alalan'i i.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]