Horohorontany any Yushu tamin'ny 2010

Avy amin'i Wikipedia
  
Sarintany

Ny horohorontany tamin'ny taona 2010 tany Yushu dia horohorontany nitranga tao amin'ny faritan'i Qinghai (faritany tibetanina) tao amin'ny faritanin' Yushi tamin'ny 14 Aprily 2010 tamin'ny 7 ora 49, ora tany an-toerana[1],[2]. Ny herin'ilay hororohontany dia eo anelanelan'ny 6,92[3],[4] (USGS, EMSC) sy 7,1[5] Mw.

Ny tsinjarafintina ho an'io loza io tamin'ny 17 Aprily dia olona maty miisa 2 039, olona maratra 12 315 ary trano maromaro potika[6]. Ny afovoan'ilay horohorontany dia ao amin'ny tanànan'ny Rima (日瑪村)[7],[8] ao amin'ny kaominin'i Shang Laxiu (上拉秀鄉) any amina faritany lavitra ary be vato, eo akaikin'ny faritan'ny faritra mizaka-tenan'i Tibeta, 30 kilometatry ny tanànan'ny Gyêgyu, sezan'ny distrikan'i Yushu[9], ay 240 kilometatry miala avy ao Qamdo[10]. Ao amina havoana tibetana tsy dia be mponina izy, toerana matetika voakasiky ny horohorontany[11].


Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]

  1. ((zh)) 兰州军区和武警部队官兵投入青海玉树抗震救灾, Xinhua.net. Novangiana tamin'ny 14 avril 2010
  2. ((en)) Magnitude 6.9 - SOUTHERN QINGHAI, CHINA, 2010 April 13 23:49:37 UTC., USGS. Novangiana tamin'ny 14 avril 2010
  3. ((en)) Magnitude 6.9 – SOUTHERN QINGHAI, CHINA, usgs.gov. Novangiana tamin'ny 14 avril 2010 "kopian'ny arisiva". Archived from the original on 2010-04-17. Retrieved 2010-04-22."kopian'ny arisiva". Archived from the original on 2010-04-17. Retrieved 2010-04-22.
  4. ((en)) Mw 6.9 SOUTHERN QINGHAI, CHINA, emsc-csem.org. Novangiana tamin'ny 14 avril 2010
  5. ((en)) 589 dead, 10,000 injured in 7.1-magnitude quake in China's Qinghai, xinhuanet.com. Novangiana tamin'ny 14 avril 2010
  6. Hadisoan-tsiahy: Balise <ref> incorrecte : aucun texte n’a été fourni pour les références nommées nouvelobs
  7. ((zh)) BBC 中文网 - 兩岸三地 - 青海玉樹地震已造成至少400多人死亡. Novangiana tamin'ny 14 avril 2010
  8. ((zh)) 815 郵政編碼(郵遞區號)查詢 - 郵編庫(繁體), 2010-02-26, Postcode.jamesqi.com. Novangiana tamin'ny 14 avril 2010
  9. ((zh)) 青海玉树地震造成人员伤亡 州府结古镇民房倒塌严重. Novangiana tamin'ny 14 avril 2010 Archived Mey 13, 2011 at the Wayback Machine "kopian'ny arisiva". Archived from the original on 2011-05-13. Retrieved 2010-04-22. "kopian'ny arisiva". Archived from the original on 2011-05-13. Retrieved 2010-04-22."kopian'ny arisiva". Archived from the original on 2011-05-13. Retrieved 2010-04-22.
  10. ((en)) Magnitude 6.9 - SOUTHERN QINGHAI, CHINA 2010 April 13 23:49:37 UTC, USGS. Novangiana tamin'ny 14 avril 2010 "kopian'ny arisiva". Archived from the original on 2010-04-17. Retrieved 2010-04-22."kopian'ny arisiva". Archived from the original on 2010-04-17. Retrieved 2010-04-22.
  11. ((en)) Michael Bristow, « China earthquake kills hundreds in Qinghai », BBC World. Novangiana tamin'ny 14 avril 2010
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.