Ho foana ny fahafahan'ny olona tsirairay

Avy amin'i Wikipedia

Sambatsa ianao raha afaka misafidy malalaka ny asa tianao atao,ny fivavaha tianao arahina,ny fianarana ho an'ny zanakao,ny boky tianao vakina,sns.Qaha ny fanjakana kosa no hametra ireo zavatra ireo ho anao, foana ny fahafahanao satria fitondrana tsirefesi-mandidy no misy. Izany anefa no zavatra hitranga.vitsy ny olona @izao fotoana izao no mahalala fa ho avy ny governemanta tiraisam-pirenena hampihena na hanafoana mihitsy ny fahafahan'ny olona tsirairay. Fitondrana fasista izy io izay tsy hanaiky mihitsy ny olona tsy mitovy hevitra aminy.Ny asa fampihorohoroana eran-tany,ny fanatontoloana sy ny fanjakana laika no anisan'ny fiasana entina hiteraka azy io. Rehefa hitebiteby ny mponin'izao tontolo izao noho ny tahotra, hisz olona hitsangana hilaza fa ny governe anta iraisam-pirenene manana ny fahefana feno hery ihany no vaha-olana.