Hira 4

Avy amin'i Wikipedia

Hira 4 Manàna Laza Tsara eo Anatrehan’Andriamanitra ( ) 1. Ampiasao tsara Ny andro iainanao. Ho tsara laza, Ho mendrika ianao. Miezaha ho marina, Ho faly Jehovah. Hotahiny ianao, Ho sambatra. 2. Mandalo ihany ’Zao fiainana izao, Ka zava-poana Raha te halaza ianao. Raha lasa namanao Izao tontolo izao Dia tsy ho tian’i Jehovah ianao. 3. Ao amin’ilay Bokin’ny fiainana Ny anaran’ireo ’Zay tian’i Jehovah. Raha tsara laza ianao Dia ho voasoratra ao Ho mandrakizay Ny anaranao. (Jereo koa .) Mpitoriteny 7:1 ny Gen. 11:4; Ohab. 22:1; Mal. 3:16; Apok. 20:15