Hira 2

Avy amin'i Wikipedia

Hira 2 Misaotra, Jehovah ( ) 1. Misaotra, Jehovah, noho ny Teninao. Mampianatra anay isan’andro ianao. Misaotra satria tombontsoa ho anay Ny mivavaka aminao, ry Ray. 2. Misaotra, Jehovah, noho ny Zanakao, ’Zay namonjy an’izao tontolo izao. Misaotra amin’ireo toro lalanao. Ny sitraponao no tianay hatao. 3. Misaotra, ry Ray, fa voninahitra Ny mitory ny fahamarinana. Misaotra satria ilay Fanjakanao Dia hanova ny tany ho vaovao. (Jereo koa .) 1 Tesalonianina 5:18 ny Sal. 50:14; 95:2; 147:7; Kol. 3:15