Herana
Apparence
Ny herana dia karazana zozoro teratany any amin' ny faritra trôpikaly sy faritra amin' ny tapany atsimon' i Afrika. Atao hoe Cyperus latifolius ny anarany ara-tsiansa. "Karazan' ahitra vaventy sy mivela-dravina, miara-maniry amin' ny zozoro (Cyperus madagascariensis) eny anaty rano na eny an-keniheny, ary fanaovana tsihy sy harona na fanafoana trano (Cyperus latifolius)" ny herana[1].
Loharano sy fanamarihana
[hanova | hanova ny fango]- ↑ Rajemisa-Raolison Régis, "Herana", in Rakibolana malagasy, Ambozontany, 1985