Hejaz

Avy amin'i Wikipedia
I Hejaz

I Hejaz na Hijaz, dia faritra ao amin' ny tapany andrefan' ny Saikinosy Arabo, anisan' izany ireto faritany manaraka ireto: Tabuk, Medina, Mecca ary Al Bahah. I Jeddah no tanàna lehibe ao aminy, fa i Meka sy i Medina kosa no tanàn-dehibe malaza indrindra. Amin' ny teny arabo izy dia atao hoe اَلْـحِـجَـاز, al-Ḥiǧāz, izay midika ara-bakiteny hoe "sakana".