Hankany amin'ny vontoatiny

Hantatiana

Avy amin'i Wikipedia
Hantatiana Ramamonjy
Anarana hafa
Teraka 31 oktobra 1982
Maty
Firenena Madagasikara - Suisse
Tarika Hantatiana - Mpihira
Vanim-potoana 1988 - ankehitriny
Raki-kira faha
Santionany
Tranonkala

I Hantatiana Ramamonjy dia mpihira malagasy teraka tamin'ny 31 Oktobra 1982. 7 Taona izy no nanomboka nihira ary 9 taona izy no namoaka rakikira voalohany : «La pluie, Fiderana, Faly aho.» I Hantatiana dia nahazo ny "prix revelation gasitsara 1994" ary voafidy ho "vehivavy mendrika ny taona 1996". Ndriana Ramamonjy, mpamoron-kira fatandaza no sady mpano hosodoko no mpamorona ny hirany.Mamoron-kira koa i Hantatiana ary mitantara ny fiainan'ny fiarahamonina ny tononkirany.

Nitety an'i Madagasikara izy nanomboka ny taona 1988 ka hatramin'ny taona 2001 isaky ny weekend ka nameno ny stade sy sehatra ary fiangonana maro izay nalehany. Feno hiboka avokoa izay naleha rehetra.

Nihira tany amin'ny firenena maro tany ivelany tahaka ny Amerika, Afrika Atsimo, Europa. 2001 no Taona nandaozany an'i Madagasikara hanohizany ny fianarany tany ivelany, tao Salzburg Autriche Mozarteum,Baden Baden Allemagne,notarihin'ny mpampianany tamin'izany Mr Schwarte ary tao amin'ny conservatoire de Lausanne Suisse izy no nianatra sy nandalina chant lyrique classe professionnelle. Nanao seho maro izy nandritry ny fianarany. Madame Sirvat Kazandjian no mpampianany tamin'izany izay efa nodimandry.

Manambady teratany malagasy izy, Njaka ary manan-janaka 3, Tahiana, Kanto, Miaro. Izay mpitendry matihanina avokoa.

Mpanakanto feno fahatsorana ary matahotra an’Andriamanitra i Hantatiana, tsapa amin’ny hira sy ny fifaneraserana aminy izany.

Sendra ny tsy fahasalamana izy ny taona 2024 ary nijoro vavolombelona ny amin'ny famindram-pon'Andriamanitra taminy amin'ny alalan'ny hira fiderana izay nataony ny 2025. Nanao tournée izy tany Canada, Paris, Madagasikara izay mitondra ny lohateny hoe: Aza miherikerika foana fa izaho no Andriamanitrao.Isaia 41:10 izay tena nampahery ireo izay nanotrona azy.

Mbola manohy ny hira fiderana Izy ary vao maika mitombo sy mizara amin'ny hafa ny fahasoavan'Andriamanitra sy ny famonjena amin'ny alalan'ny hira fiderana izay ataony.



Raki-kira

[hanova | hanova ny fango]

1995: La pluie - Omeo ankohonana

[hanova | hanova ny fango]
  1. Si l'océan
  2. Fiderana
  3. Fitiavana Mandrakizay
  4. Ny maraina
  5. J'ai rêvé
  6. Omeo hery
  7. Tontolo Iainana
  8. La pluie
  9. Any andro iray
  10. Nosin-drazako
  11. Faly aho
  12. Ny hirako
  13. Omeo ankohonana
  • Namorona: Ndriana Ramamonjy
  • Zava-maneno & Nandray feo: Lova R./ A. Dimison Pierre
  • Premier trimestre 1995

1995: Fandalovana

[hanova | hanova ny fango]
  1. Jeso no fanantenako
  2. La paix
  3. Ny fianako dia vonikazo
  4. Salamo 73
  5. Jesus is the way
  6. Hafaliana
  7. Dada
  8. Ambetin-dresaka
  9. Desert Citadin
  10. Hatanorana
  11. Alao hanofy
  12. Fandalovana
  • Tonony sy ny Feony : Ndriana Ramamonjy
  • Quatrième trimestre 1995

1997: Neny roa

[hanova | hanova ny fango]
  1. Inona no havaliko
  2. Renao ve ?*
  3. Iza ihany
  4. Aoka hanetry tena
  5. Ialao ny sampy*
  6. Neny roa
  7. Sambatra
  8. Avelao Androany**
  9. Ho avy Jeso
  10. Inona moa
  • Auteur-compositeur : Ndriana Ramamonjy
  • *Compositeur: Solofo Ranarivelo
  • **Compositeur: Bessa
  • Premier trimestre 1997

2000: Namana

[hanova | hanova ny fango]
  1. Mpanakanto
  2. Fitiavan'ankizy
  3. Ratra anaty
  4. Tiako loatra
  5. Tsaho
  6. Hira tsotra
  7. Namana
  8. Fetim-pianakaviana*
  9. Mpampakatra*
  10. Aleoko ny ahy
  • Mpamorona : Ndriana Ramamonjy
  • *Mpamorona : Tovo Randriamalala & Ndriana Ramamonjy

2002: Best Of

[hanova | hanova ny fango]
  1. Jeso no fanantenako
  2. Fandalovana
  3. La pluie
  4. Hafaliana
  5. Salamo73
  6. Jesus is the way
  7. Mpanakanto
  8. Ny hirako
  9. Inona moa
  10. Si l'océan
  11. Omeo ankohonana
  12. Nosin-drazako
  13. Ny maraina
  14. Tiako loatra
  15. Namana
  16. Aleoko ny ahy

2015: Fiainam-piderana

[hanova | hanova ny fango]
  1. Aleo hanofy
  2. Fianinam-piderana*
  3. Hira tsotra
  4. Inona no havaliko
  5. La paix
  6. Lokon-danitra
  7. Maina ny tany
  8. Meloncolie
  9. Mpampiakatra
  10. Ratra anaty
  11. Ray mamindra fo
  12. Renao ve ?
  13. Tontolo iainana
  14. Tsaho
  15. Vers toi mon Dieu
  16. You*
  17. Zioga*

2022: Ireo hira mamiko

[hanova | hanova ny fango]
  1. Any andro iray
  2. Fitiavan'ankizy
  3. Omeo hery
  4. Neny roa

2022: Fitiavana Mandrakizay

[hanova | hanova ny fango]
  1. Ialao ny sampy
  2. Desert citadin
  3. Iza ihany
  4. Ambetin-dresaka
  5. Neny*
  6. Faly aho
  7. Fetim-pianakaviana**
  8. Fiderana
  9. Hatanorana
  10. Kumbaya*
  11. Fitiavana Mandrakizay
  12. Ny fiainako dia vonikazo
  13. Sambatra ny fo
  • Auteur-compositeur : Ndriana Ramamonjy
  • *Auteur-compositeur: Hantatiana Ramamonjy
  • **Compositeur: Tovo Randriamalala

2024: Mamiko ianao

[hanova | hanova ny fango]
  1. Mamiko ianao*
  2. L'eternel est mon berger
  3. J'ai rêvé
  • Auteur-compositeur: Hantatiana Ramamonjy

2024: Satria fantarao aho

[hanova | hanova ny fango]
  1. Gloire à ton nom
  2. Manaova ny marina*
  3. Satria fantarao aho*
  4. Soyez bon*
  • Auteur-compositeur: Hantatiana Ramamonjy

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]

https://open.spotify.com/intl-fr/artist/5XdxnxZ51HGeLp5Ep1ZcCo https://www.facebook.com/p/Hantatiana-100044327954669/?locale=fr_FR https://www.instagram.com/hantatiana1/