Hairafibatana

Avy amin'i Wikipedia

Ny hairafibatana dia ny sampanan'ny siansa mandalina ny firafitry ny vatan'olombelona na ny vatan-javamananaina, amin'ny alalan'ny fandidiana ny fatin'izy ireo.

Ny tantaran'ny hairafibatana dia nanomboka tamin'ny 1600 tal. J.K, rehefa nanomboka nandinika momba ny hairafibatan'olombelona ny Ejipsianina . Nahita ny asan'ny taova maro toy ny aty, sarakaty, voa, fo zareo ary voalohany nahita ny rafitra sy ny asa ao amin'ny rafitra limfatika.

Ny mpahairafibatan'olombelona dia matetika miasa amin'ny oniversite, sekolin-dokotera na ny fampianarana toeram-pitsaboana. Matetika izy ireo mandray anjara amin'ny fampianarana hairafibatana, ary fikarohana mikasika ny rafitra sasany, taova, sela.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.