HEC Paris
Fiseho
48°45′30″N 2°09′59″E / 48.7584681°N 2.166346°E
| HEC Paris | ||
| Velarantany | NC | |
| Isan'ny mponina | 4 500 | |
| Tanàn-dehibe | NC | |
| Ben'ny tanàna | NC | |
| Firenena | ||
| Fanjakana | NC | |
| Faritany | NC | |
| Faritra | NC | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | HEC Paris | |
HEC Paris dia Sekoly Business Eoropeana misy tobim-pianarana maro any amin'ny toerana toa an'i Parisy, Jouy-en-Josas ary Doha. Niorina tamin'ny 1881.
HEC dia laharana faha-2 amin'ireo Sekoly Business Eropeana tamin'ny 2015, araka ny filaharan'ny Financial Times. Ny fandaharan'asa Executive MBA dia manana laharana faha-3 eran-tany ihany koa.
Ny fandaharan'asany dia nahazo fankatoavana iraisam-pirenena telo tamin'ny alàlan'ny AMBA, EQUIS ary AACSB.