Guangxi
{{Infobox faritany sinoa
| titre=Guangxi
| carte=China-Guangxi.png
| légende=Carte indiquant la localisation du Guangxi (en rouge) à l'intérieur de la Chine
| noms=fiteny sinoa : 广西壮族自治区
Pinyin : Guǎngxī
Zhuang : Gvangjsih Bouxcuengh Swcigih
| abréviation=桂 (guì)
| statut=Région autonome
| capitale=Nanning
| superficie=236700
| rang superficie=9
| population=48890000
| rang population=10
| date population=2004
| rang densité=20
| nationalités=Han (62%)
Zhuang (32%)
Yao (3%)
Hmong (1%)
Dong (0,7%)
Gelao (0,4%)
| pib=332000
| date pib=2004
| rang pib=17
| rang pib par habitant=28
}}
Ny Guangxi (广西 / 廣西, Guǎngxī, tsipelina : Kouang-Si) dia faritany mizaka-tenan'ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina. Ny anarany ofisialy dia Zhuang-n'i Guangxi, fa ampatelon'ny isam-ponina any Guangxi fotsiny ny isan'ny olona manan-drazana Zhuang. Any atsimon'i Sina no misy ny faritan'i Guangxi, ary mizara sisintany amin'i Viet Nam ilay faritany. Tsy mivoatra tahaka ny faritan'i Guangdong ny faritan'i Guangxi amin'ny lafin'ny fivoarana ara-toe-karena.
Jeografia[hanova | hanova ny fango]
Any atsimon'i Sina no misy ny faritan'i Guangxi. Mizara sisintany amin'ny faritan'i Yunnan izy any andrefana, amin'i Guizhou any avaratra, amin'i Guangdong any atsimo atsinanana ary amin'i Viet Nam any atsimo andrefana.
Tanàna any amin'ny faritan'i Guangxi [1][hanova | hanova ny fango]
Tanàna | Isam-ponina tamin'ny 2006 | |
---|---|---|
1 . Nanning | 南宁 | 805 718 |
2 . Liuzhou | 柳州 | 772 579 |
3 . Guilin | 桂林 | 670 048 |
4 . Beihai | 北海 | 305 015 |
5 . Wuzhou | 梧州 | 268 375 |
6 . Yulin | 玉林 | 148 842 |
7 . Hechi (Jinchengjiang) | 河池 | 105 286 |
8 . Qinzhou | 钦州 | 102 281 |
9 . Baise (Bose) | 百色 | 91 161 |
10 . Guigang (Guicheng) | 贵港 | 76 614 |
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Tsiahy[hanova | hanova ny fango]
|