Aller au contenu

Gitanas Nausėda

Avy amin'i Wikipedia
Gitanas Nausėda (2023)

Gitanas Nausėda (teraka ny 19 Mey 1964 tao Klaipėda, Litoanianina SSR) dia mpahay toekarena, mpanao politika ary mpampianatra taloha tao amin'ny Oniversite Vilnius. Izy no filohan'i Litoania nanomboka ny 12 Jolay 2019