Gene Hackman
Fiseho
| Gene Hackman | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Gene Hackman | ||
| Teraka | 30 Janoary 1930 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 18 Febroary 2025 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | Acteur | ||
| Fiainana manokana | |||
Gene Hackman, teraka ny 30 Janoary 1930 tany San Bernardino, Kalifornia,
Etazonia
ary maty tamin'ny 18 Febroary 2025, dia mpilalao anaty horonantsary sy Mpilalao sarimihetsika Amerikanina.
Hita faty tao an-tranony niaraka tamin’ny vadiny izy ny 26 febroary 2025.