Gazetiboky

Avy amin'i Wikipedia

Ny gazetiboky dia karazana gazety mivoaka isaky ny tsingerim-potoana, ka izany tsingerina izany dia iray volana amin' ny ankapobeny, ary miompnana amin' ny sehatra iray manokana, ka mampiavaka azy ny endriny, ny fandaminana azy, ny toetran' ny votoatiny ary ny niandohan' ny mpandray anjara.