Foko Iowa

Avy amin'i Wikipedia
  
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Iowa any Londra sy Paris, Nataon'i Catlin (1861), National Gallery of Art


Mponina Amerindianina ny Iowa (na Ioway).

Miarakamin'i Omaha, Oto sy ny Ponca, niaraka taminy Hochunk iry 'zareo taloha.

1.100 ny isany taminy taona 1760, nilatsaka 800 ni isany taminy 1804 (maty ny nendra) Voakisaka tanaty réserve any Kansas taminy 1824 ; misy koa miaina ny Oklahoma, 1.500 eo ny isany taminy 1990.

White Cloud (Rahona Fotsy), Sefo ny Iowa, nataon'i Catlin (1845), National Gallery of Art