Fiteny sery

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny sery dia fiteny manirery tenenina any amin' ny faritra amorontsiraky ny Fanjakan' i Sonora, any Meksika. Iray amin' ireo fiteny tafiditra ao amin' ny vondrona hôkàna vinavinaim-pisiana izy io. Miisa eo anelanelan' ny 716 sy 900 ny mpiteny azy io.