Fiteny lingngama

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny lingngama dia fiteny aostrôaziatika any amin' ny tapany avaratra-atsinanan' i India mifandray akaiky amin' ny fiteny kasỳ. Nisy fotoana niheverfana ity fiteny ty ho fitenim-paritry ny fiteny kasỳ, nefa ao amin' ny fikarohana vao haingana dia voasokajy ho fiteny miavaka izy. Mitovy fomba fikarakarana sakafo sy fomba fiakanjo amin' ny vahoaka Garô mpifanila vodirindrina aminy ny mpiteny lingngama.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]