Fiteny grinilandika
Ny fiteny grinilandika na grinilandey dia isan'ny fiteny eskimô-aleoty tenenin'ny olona miisa 57 000 any ho any ao Grinilandy na Groenlanda. Ny fitenim-paritra be mpiteny indrindra dia ny fiteny grinilandey kalaalisoty na grinilandey andrefana, izay lasa fiteny ofisialy tokana nanomboka tamin'ny taona 2009 ao amin'ny faritra mizaka tenan'i Grinilandy.