Aller au contenu
Menu principal
Menu principal
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fikarohana
Fandraisana
Wikipedia finday
Pejy rehetra
Pejy vaovao
Takelaka kisendra
Fikambanana
Toerana iraisana
Toerana iombonana
Non-malagasy speakers
Handray anjara
Fampidirana
Fiovana farany
Ny vaovao
Handefa takelaka
Kianjam-pasika
Fanoroana sy fitsipika
Renipejy
Fototra dimy
Fanamboarana takelaka
Tadiavo
Tadiavo
Fanomezana
Apparence
Hamorona kaonty
Hiditra
Fitaovana manokana
Hamorona kaonty
Hiditra
Pages pour les contributeurs déconnectés
en savoir plus
Fandraisan'anjara
Pejin-dresaka
Manova an'i
Fiteny fola
Ajouter des langues
Lahatsoratra
dinika
Malagasy
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Fitaovana
Outils
déplacer vers la barre latérale
masquer
Actions
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Général
Pejy mirohy eto
Novaina
Handefa rakitra
Pejy manokana
Fampahalalana mikasika ny pejy
Obtenir l'URL raccourcie
Télécharger le code QR
Zavatra Wikidata
Amin'ny tetikasa hafa
Apparence
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fampitandremana :
Tsy niditra tamin'ny kaontinao ianao. Ho hitan'ny vahoaka ny adiresy IP-nao raha manova inona na inona ianao. Raha
miditra amin'ny kaontinao
ianao dia ho anisan'ny tombontsoa anananao ny fanaovana ny fiovana amin'ny solonanaranao.
Fanamarinana anoherana ny spam.
Aza
fenoina ity!
[[Sary:Fula language map.svg|vignette|243x243px|Ny faritra misy ny mpiteny folany aty [[Afrika]]]] Ny '''fiteny fola''' na '''fiteny polo''' na '''fiteny peola''' na '''fiteny folany''' na '''fiteny folfolda''' na '''fiteny polaara''' dia fitenin-drenin' ny [[Folany (vahoaka)|Fola]] na [[Folany (vahoaka)|Folany]] sy ny vondrom-poko mpihavana aminy, sady fiteny faharoa ampiasaina ao [[Afrika Andrefana]], indrindra amin' ny maha ''[[lingua franca]]'' ampiasain' ny vondrom-poko afrikina maro hafa, ao amin' ny firenena sy fanjakana hita manamorona ny reniranon' i [[Sénégal (ony)|Senegal]] harany amin' ny ony [[Nily]], firenena miisa roapolo any ho any, any Afrika Andrefana sy any amin' ny faritra [[Sahely|Sahel]] ary koa any [[Afrika Afovoany]] ity fiteny ity, ka anisan' izany i [[Senegaly]], i [[Malỳ]], i [[Maoritania]], i [[Gambia]], i [[Ginea]], i [[Kamerona]], i [[Nizera]], i [[Borkina Fasô]], i [[Tsady]], i [[Nizerià]], i [[Ganà]], i [[Siera Leôna]], ary i [[Sodàna]]. [[Sary:Wodaabe during Gerewol, Cure Salee, In-Gall, Niger (15380276990).jpg|vignette|Folany mandritra ny fetin' ny fampakaram-bady]] Tsy misy fiteny hafa any Afrika Andrefana maharakotra faritra midadasika toy izany, na dia maro aza ny fitenim-paritr' io fiteny io, manomboka amin' ny polaara senegaley ka hatramin' ny folfolda afrikana afovoany. == Jereo koa == '''Fiteny be mpampiasa ao Afrika''' Ireto ireo fiteny be mpampiasa ao Afrika: ny [[fiteny afrikansa]], [[Fiteny agny|agny]], [[Fiteny amharika|amharika]], [[Fiteny anglisy|anglisy]], [[Fiteny arabo|arabo]], [[Fiteny bambara|bambara]], [[Fiteny baole|baole]], [[Fiteny berbera|berbera]], [[Fiteny bete|bete]], [[Fiteny diola|diola]], [[Fiteny fanga|fanga]], [[Fiteny fola|fola]] (na [[fiteny peola]]), [[Fiteny frantsay|frantsay]], [[Fiteny haosa|haosa]], [[Fiteny iôroba|iôroba]], [[Fiteny kitoba|kitoba]], [[Fiteny lingala|lingala]], [[Fiteny malagasy|malagasy]], [[Fiteny môre|môre]], [[Fiteny pôrtogey|pôrtogey]], [[Fiteny soahily|soahily]], [[Fiteny sômaly|sômaly]], [[Fiteny sôninke|sôninke]], [[Fiteny soso|soso]], [[Fiteny tigrinia|tigrinia]], [[Fiteny vôlôfo|vôlôfo]] ary [[Fiteny zolo|zolo]]. '''Fiteny isam-pirenena''' * [[Fiteny ao Senegaly]], [[fiteny ao Malỳ]], [[fiteny ao Maoritania]], [[fiteny ao Gambia]], [[fiteny ao Ginea]], [[fiteny ao Kamerona]], [[fiteny ao Nizera]], [[fiteny ao Borkina Fasô]], [[fiteny ao Tsady]], [[fiteny ao Nizeria]], [[fiteny ao Ganà]], [[fiteny ao Siera Leôna]], [[fiteny ao Sodàna]].
Ambangovangony:
Rehefa mitahiry ny fanovana nataonao ianao dia manaiky ny
Fepe-pampiasana
, ary manaiky ny hamela ny fandraisan'anjaranao araka ny
fahazoan-dalana CC BY-SA 4.0
ary ny
GFDL
. Manaiky ihany koa ianao fa fampatsiahivana ampy ny fametrahana URL mankany amin'ny pejy niaviana.
Aoka ihany
Fanoroana
(sokafy anaty takila hafa)
Entités de Wikidata utilisées sur cette page
Fiteny fola
: Liens de site, Description : mg