Fitaovam-pitaterana
Fiseho

Ny fitaovam-pitaterana dia fitaovana ampiasaina amin' ny fitaterana olona sy biby fiompy ary entana. Misy fitaovam-pitaterana samihafa arakaraka ny fomba fitaterana, ohatra:
- fitaterana an' arabe: fiarakodia, bisikileta, kamiao, posy, sarety