Mpirahalahy (fikambanana am-piangonana)

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Fiangonan'ny Mpirahalahy)

Ny Mpirahalahy na Fiangonan' ny Mpirahalahy, izay atao hoe Brethren amin' ny teny anglisy, izay midika hoe "Mpirahalahy", dia fiangonana na fikambanana anaty fiangonana (anabatista-pietista indrindra), izay nanohy ny fikambanan' ireo Mpirahalahin' i Schwarzenau tamin' ny taonjato faha-18. Tsy tokana ireo fiangonana ireo fa isan-karazany no samy manana ny foto-pinoany sady tsy voaery nipoitra avy tamin' ny fikambanan' ny Mpirahalahin' i Schwarzenau.

Ireto avy ireo fiangonana na fikambanana atao hoe Mpirahalahy:

  • ny Fiombonan' ny Fiangonana Evanjelikan' ny Mpirahalahy, izay nipoitra avy tamin' ny Mpirahalahin' i Schwarzenau;
  • ireo fikambanana anabatista-pietista (ny Church of the United Brethren in Christ, ny Brethren in Christ Church, ny Hutterian Brethren, ny Mennonite Brethren, ny Swiss Brethren, ny Moravian Brethren (na Unity of the Brethren), ny Social Brethren;
  • ny fikambanan' ny Mpirahalahy hafa izay tsy anabatista no tsy pietista (ny Polish Brethren, ny Church of the Lutheran Brethren, ny United Seventh-Day Brethren, ary ny Brethren cult.