Ferrari 250
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Ferrari 250 dia tandahatra fiarakodia matanjaka amboarin'ny mpanao fiara Ferrari. Io anarana io dia avy amin'ny fandrafetana mekanikany : môtera miisa silendira 12 manana hadiry 250 cm3 alahatra ohatra ny V. Ny mpanohatra alésage/couse 73 x 58,8 mm fantatry ny tia Ferrari.