Fanoroana:Lahatsoratra amin'ny fiovana farany
Ny pejy mikasikan'ny fanovana farany (na koa RC, fanafohezana ny teny recent changes amin'ny teny anglisy) dia ahitana ny lisitry ny pejy voaova farany teto amin'i Wikipedia. Misy pejy tokana maneho ny fanovana farany ny tetikasa wiki rehetra izay mampiasa ny rindrankajy Mediawiki : motera wiki ampiasaina ho an'ny tetikasa Wikimedia.
Tanjona
[hanova | hanova ny fango]Ny tanjon'io pejy io dia :
- ijerena ary manamarina ny asa na fanovana nataon'ny hafa ;
- anitsiana na manala ny fanimbana ;
- ahitana ny mpandray anjara vaovao, ary mandray azy.
Aiza ny misy ilay pejy
[hanova | hanova ny fango]Eo amin'ny toolbar eo amin'ny sisiny ankavia dia misy rohy "fanovana farany" ao amin'ny fizarana "handray anjara".
Manindry hoe alt-r eo amin'ny klavie (mandeha amin'ny ankamaroan'ny tetikasa wiki)
manoratra hoe special:recentchanges eo amin'ny fikarohana na mamorona rohy anaty [[special:recentchances|fanovana farany]] eo amina pejy iray : ny pejinao ohatra.
Fahazoana ny fanovana farany
[hanova | hanova ny fango]Raha tsipalotra (par défaut) ny safidinao, dia maneho ny fanovana dimampolo farany nataon'ny olombelona (satria misy koa ny mpikambana rôbô). Eo ambany eo misy ohatra iray :
Lisitry ny fanafohezan-teny:
- D
- Fanovana an'i Wikidata
- V
- Namorona pejy vaovao io fanovana io (jereo koa ny lisitry ny pejy vaovao)
- k
- Kely fotsiny ity fanovana ity
- r
- Nataon'ny rôbô ity fanovana ity.
- (±123)
- IO ny isan'ny oktety niova tamin'ilay pejy
25 Desambra 2024
Laogim-panokafana kaontim-pikambana 10:27 Noforonina ny kaontim-pikambana Herimamy63 dinika fandraisan'anjara fampitahanatant. Aardvark 04:25 −18 2806:2f0:55c1:cc29:18ac:80ab:73e7:2b04 dinika Marika: Révocation manuelle fampitahanatant. V Poinsettia 04:24 +757 2806:2f0:55c1:cc29:18ac:80ab:73e7:2b04 dinika (Pejy noforonina tamin'ny « thumb|Voninkazo Krismasy Ny '''poinsettia''' (Euphorbia pulcherrima) dia karazana zavamaniry voninkazo manan-danja ara-barotra amin'ny fianakaviana samihafa Euphorbiaceae. Teratany any Meksika sy Amerika Afovoany, ny poinsettia dia nofaritan'ny Eoropeana voalohany tamin'ny 1834. Malaza indrindra amin'ny raviny mena sy maitso izy io ary be mpampiasa amin'ny fampisehoana voninkazo Krismasy. Nahazo ny anar... ») fampitahanatant. Aardvark 04:21 +18 2806:2f0:55c1:cc29:18ac:80ab:73e7:2b04 dinika Marika: Révoqué24 Desambra 2024
fampitahanatant. Lancaster, Kalifornia 15:47 +21 184.22.106.229 dinika Laogim-panovana anaram-pikambana 14:32 Gadir dinika fandraisan'anjara a renommé l’utilisateur Esteban16 (0 modification) en Renamed user f26394dcb19bd7bdad78f0d752896653 (per request) fampitahanatant. V Sorriso 06:58 +678 41.213.235.225 dinika (Pejy noforonina tamin'ny « {{coord|12|32|S|55|43|w}} {{infobox tanàna |anarana = Sorriso |velarantany =9 293,6 |faritany = {{Mato Grosso}} |isam-ponina = 120.985 |firenena = {{Brazila}} |ben'ny tanàna = |sary =Imagem de Sorriso - MT.jpg |saina=Bandeira de Sorriso (Mato Grosso).jpg }} thumb|left|Terra Nova do Norte '''Sorriso''' dia tanàna ao amin'ny faritany mizaka tenan'i Mato Grosso ao amin'ny Brazila. ==... ») fampitahanatant. Terra Nova do Norte 06:46 +4 41.213.235.225 dinika fampitahanatant. Terra Nova do Norte 06:44 −4 41.213.235.225 dinika fampitahanatant. V Terra Nova do Norte 06:43 +657 41.213.235.225 dinika (Pejy noforonina tamin'ny « {{coord|10|37|S|55|09|w}} {{infobox tanàna |anarana = Terra Nova do Norte |velarantany =627 |faritany = {{Mato Grosso}} |isam-ponina = 9.473 |firenena = {{Brazila}}14|W |ben'ny tanàna = |sary = |saina= }} thumb|left|Terra Nova do Norte '''Terra Nova do Norte''' dia tanàna ao amin'ny faritany mizaka tenan'i Mato Grosso ao amin'ny Brazila. == Jeografia == Ny isam-ponina di... »)Avy any ankavia hatrany ankavanana
- Ny soratra misy rohy fampitahana dia ahafahana mampitaha ny santiôna (version) mihatra ankehitriny amin'ny santiôna talohan'ilay mihatra ankehitriny.
- Ny soratra tant. dia rohy ijerena ny tantaran'ilay pejy (izay manalisitra ny fanovana rehefa natao tamin'ilay pejy).
- Ny soratra k dia midika fa fanovana kely ilay pejy. Ny mpikambana nisoratra anarana ihany no afaka mametraka io marika io.
- Ny soratra V dia milaza fa pejy vaovao io pejy io.
- Rohy mankany amin'ilay santiôn'ilay pejy farany.
- Ny ora nanovana ilay pejy ; azo hovaina ao amin'ny safidinao (raha mpikambana nisoratra anarana ianao).
- Ny elanelan-danjan'ny santiôna ankehitriny sy ny santiôna nialohany, isaina amin'ny oktety. (+12) dia midika fa niampy oktety roa ambin'ny folo ny lanjan'ilay pejy. (-4) dia midika fa nihena efatra oktety ilay pejy. Ny soratra tsotra toy ny literan'ny abidy dia isaina oktety iray fa ny listera misy tsindrim-peo toy ny à dia isaina oktety roa. Noho izany rehefa manitsy teny isika :
Santiôna ankehitriny Santiôna nialoha Elanelana tanana tanàna (+1) tànàna tanana (-2) tanna tanàna (+2)
- Rohy mankany amin'ny pejin'ny mpikambana nanova azy, raha mpikambana nisoratra anarana no naova ilay pejy. Ho an'ny mpikambana nisoratra anarana : rohy mankany amin'ny fandraisan'anjarany no haseho.
- Rohy iray mankany amin'ny pejin-dresak'ilay mpikambana.
- Ho an'ny fanovana anarana, asiana rohy iray mankany amin'ilay lohateny vaovao ary iray mankany amin'ilay lohateny taloha.
- Misoratra anaty fononteny ny famisavisana ny zavatra nataon'ilay mpikambana.
- Amin'ny sora-baventy ny pejy arahanao (ho an'ny mpikambana nisoratra anarana ihany).