Fanoroana:Fanokafana kaonty

Avy amin'i Wikipedia
  


Ity pejy ity dia manoro anao hoe ahoana no manokatra kaonty eo amin'ny sehatra wiki mampiasa ny rindrankajy MediaWiki. Natao an-tsary ity mba mba hanamora ny famakiana azy ary mba ho mora vakiana. Araho ny dingana dia ho voaforona ny kaontinao.

Dingana voalohany[hanova | hanova ny fango]

Jereo ery amin'ny sisiny ankavanana fa tokony misy soratra hoe "ampidiro ny solonanarana" eo.

Dingana faharoa[hanova | hanova ny fango]

  • Ny sary (1) dia captcha hosoratanao eo amin'ny fampidirana teny (2).
  • Soraty ny anaranao eo amin'ny fampidirana teny (3).
  • Soraty ny tenimiafinao eo amin'ny fampidirana teny (4).
  • Avereno fanindroany ilay tenimiafinao eo amin'ny (5).
  • Raha tianao hifandray amin'ny alàlan'ny adiresy imailakao ny mpikamban'i Wikipedia, dia fenoy ny fampidirana teny (6). Izy io koa dia ilaina raha sendra very ny tenimiafinao.
  • Tsindrio ilay efa-joro (7) raha tianao ho tadidian'ny solosaina ny tenimiafinao amin'ny alàlan'ny cookies.
  • Tsindrio ny (8) rehefa feno daholo ny fampidirana teny.

Dingana fahatelo[hanova | hanova ny fango]

  • Tafiditra ianao.