Fanoroana:Fandefasana takelaka

Avy amin'i Wikipedia

Ho an'ireo olona tsy dia manam-potoana ny hanoratana eto amin'i Wikipedia eto no namoronana ilay Fandefasana takelaka.

Alohan'ny mandefa lahatsoratra eo amin'i Wikipedia, dia fantaro fa hiharan'ny lisansa Creative Commons Attribution Share-Alike 3.0 ny lahatsoratra halefanao.

Fomba fandefasana takelaka eto amin'i Wikipedia[hanova | hanova ny fango]

Azonao ampiasaina ilay rohy etsy amin'ny sisiny havia, na alefaso any amin'ity adiresy ity

takelaka_wikipedia@yahoo.fr

Ataovy eo amin'ny objet ny lohatenin'ilay lahatsoratra, dia soraty ny lahatsoratrao, na alefaso piece-jointe ilay izy. Ny format raisina dia *.pdf, *.doc na *.odt.