Ny fanaratana dia fanasiana angovon'aratra ana zavatra iray. Misy ny atao hoe fanaratana amin'ny alalan'ny fampitana izay fanaratan-javatra amin'ny alalan'ny tselatra; ny fanaratana amin'ny alalan'ny sovoka (induction), na ny fanaratana amin'ny alalan'ny fikosehana.
![]() |
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |