Fanalan-jaza

Avy amin'i Wikipedia

Amin’ny biby mampinono, ny fanalan-jaza dia ny fifaranana ny fitondram-bohoka alohan’ny fiterahan’ny zazakely. Afaka tonga ho azy ny fanalan-jaza, matetia noho ny zavatra tsy nety tao amin’ny fitondrana vohoka. Rehefa itranga izany, dia atao hoe afa-jaza. Ny olombelona dia afaka mamarana ihany koa ny fitondrana vohoka alohan’ny fiterahana. Ny firenena dia samy manana ny lalàny mikasika ny fanalan-jaza. Rehefa tsy azo atao ny fanalan-jaza dia maro ireo faninganana izay ahafahana manao izany : firaisana amin’olom-pady, fanolanana, kilema amin’ny zaza hoteraka na fitondram-bohoka mety hampidi-doza an’ny reniny.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.