Fampielezan-kevitra
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny fampielezan-kevitra dia ny fampahafantarana ny hevitra amin’ny alalan’ny fampiasana ny fitaovana fampielezana toa ny haino aman-jery, ny onjam-peo, ny fahitalavitra sns. Ampiasain’ny mpanao politika amin’ny fotoam-pifidianana izy io na koa ampiasain’ireo orinasa na fikambanana mba hanintona ireo mpanjifa na hampirisika ny olona hanao fanomezana.