Fahitana an' i Jesoa tao amin' ny Tempoly

Avy amin'i Wikipedia
Ny fahitana ny Mpamonjy tao amin' ny Tempoly, sary natain' i William Holman Hunt

Ny Fahitana an' i Jesoa tao amin' ny Tempoly, izay antsoina koa hoe i Kristy teo afovoan' ny ny manam-pahaizana dia tantara iray amin' ny fiainan' i Jesoa tamin' ny fahazazany izay tantaraina ao amin' ny toko faha-2 amin' ny Filazantsaran' i Lioka. Io no hany zava-nitranga tamin' ny fahazazan' i Jesoa tatỳ aoriana voalaza ao amin’ ireo filazantsara kanônika.