Félix Houphouët-Boigny
Aller à la navigation
Aller à la recherche
I Félix Houphouët-Boigny (mety teraka Dia Houphouët tamin'ny 18 Oktobra 1905 tany N'Gokro (Yamoussoukro) araka ny biografia ofisialy - maty tamin'ny 7 Desambra 1993) tenenina hoe « le Sage », « Nanan Boigny », « Nanan Houphoët » na « Le Vieux », dia « rain'ny » fahaleovantenan'i Côte d'Ivoire.