Emiliano Zapata
Fiseho
| Emiliano Zapata | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Emiliano Zapata | ||
| Teraka | 8 Aogositra 1879 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 10 Aprily 1919 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | Meksika | ||
| Asa : | Tsy fantatra | ||
| Fiainana manokana | |||
Emiliano Zapata Salazar (8 Aogositra 1879 - 10 Aprily 1919) dia revolisionera Meksikana Izy dia olo-malaza tamin'ny Revolisiona Meksikana tamin'ny 1910–1920, mpitarika lehibe tamin'ny revolisiona vahoaka tao amin'ny fanjakana Meksikana.
