Emilia Mernes

Avy amin'i Wikipedia
Emilia

Maria Emilia Mernes Rueda (Nogoyá , Arzantina; 29 Oktobra 1996), fantatra amin'ny anarana hoe Emilia, dia mpihira sy mpanoratra Arzantina.