Aller au contenu

Efemerida

Avy amin'i Wikipedia
Dikan-teny latinan' ny zīj an' i Al-Khwārizmī, pejy avy amin' ny Corpus Christi College MS 283

Ny efemerida, ao amin' ny haikintana, dia fafana na tabilao entina hamaritana, ho an' ny andro tsirairay, ny sandan-kabe mampiavaka ny zavatra iray eny amin' ny lanitra, indrindra ny toerana misy ny planeta, ny satelitany, ny Volana, ny Masoandro, ny kintana, ny kinta-manan-drambo (na kômeta), na ny zanabolana voatr' olombelona mpanoro toerana mihitsy aza.