Dumbo
Fiseho
| Dumbo | |
|---|---|
| Firenena | Etazonia |
| Fiteny | anglisy |
Dumbo dia horonantsary amin'ny sarimihetsika amerikana notontosain'i nataon'i Walt Disney Productions, ary nivoaka tamin'ny 23 oktobra 1941. Ireo olona nampindrana ny feony ho an'io sarimiaina io dia i Edward Brophy, Herman Bing, Verna Felton, Margaret Wright, Cliff Edwards, ary i Sterling Holloway.
