Hankany amin'ny vontoatiny

Domingos Martins

Avy amin'i Wikipedia

20°21′48″S 40°39′33″W / 20.363330°S 40.659170°W / -20.363330; -40.659170

Domingos Martins
-
Velarantany1,229,2 km2
Haavo
Isan'ny mponina34,120
Ben'ny tanàna
Firenena Brazila
Fanjakana
FaritanyEspírito Santo
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina
Domingos Martins

Domingos Martins dia tanàna ao amin'ny Fanjakana federaly tenan'i Espírito Santo ao amin'ny Brazila.

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Ny isam-ponina dia 34.120 mponina. Avy any Pomerania any Alemaina ny ankamaroany ary nifindra monina tamin'ny 1872. Amin'izao fotoana izao, ny Domingos Martins dia mbola tanàna miteny roa misy mponina Pomeranianina 60%. Mampianatra amin'ny fiteny roa ny sekoly.

Lavitra mankany an-drenivohitra (Vitória): 47 km

Pedra do Lagarto - Domingos Martins-ES

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]