Do ut des

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

"Do ut des" dia teny latinina izay midika ara-bakiteny hoe "manome dia hahazo". Ara-kevitra dia mitovy tanteraka amin'ilay fiteny malagasy manao hoe "Atero ka alao"