Dinika amin'ny mpikambana:ROVANAJAINA

Le contenu de la page n’est pas pris en charge dans d’autres langues.
Avy amin'i Wikipedia
  ROVANAJAINA

Ny tena anarany dia RAMASINJANAHARY Lantoniaina.Teraka tamin'ny 09 aprily 2000 tao amin'ny hopitaliben'i Toamasina;tao amin'ny sekoly TSARATSIRY Mangarano tao Toamasina izy no nanomboka nianatra(préscolaire2004-2006 ),avy eo nianatra tao amin'ny sekoly LE BON BERGER(2006-2008).Noho ny asan'ny rainy dia voatery nonina tao Antsirabe izy ireo,ary nanohy ny fianarany tao amin'ny EPP Betafo(2008-2011),CEG Betafo(2011-2015),LYCÉE Betafo(2015-hatrizao).Zazalahy mamiratra hatrany izy ao amin'ny kilasy misy azy ary isan'ny mahazo ny efatra voalohany hatrany.Na dia vao tanora erotrerony aza izy dia efa miditra hatrany eo amin'ny lafin'ny fanoratana tononkalo,lahatsoratra fanadihadiana.Miditra eo amin'ny sehatry ny matihanina izy amin'izao fotoana izao ka efa an-dalan'ny famoronana boky mitondra ny lohateny hoe<<ALOKA>>.

      Loharano:Ny mpanoratra Malagasy