Dinika amin'ny fanoroana:Fanoroana

Le contenu de la page n’est pas pris en charge dans d’autres langues.
Avy amin'i Wikipedia

Teny fohy mikasika ny Engineering

Misy heviny 3 izy io:

- Engineering: "taozava-baventy" rehefa ampiasaina ao anatin'ny "Civilian engineering" na "Military engineering"

- Engineering: "fahaiza-manao sy fahalalàna" rehefa ampiasaina ao anatin'ny "Electrical engineering" na "Chemical engineering" na "Thermal engineering" ...

- Engineering: "Birao mpamolavola sy mpanatanteraka araka ny haitao" rehefa ampiasaina mitokana na ao anatin'ny "Engineering department" izay teny fampiasa eo anivon'ny indostria na orinasa