Dinika:Tantaran' i Madagasikara
Hanampy lohahevitraNy Repoblika Malagasy dia firenena fitambarana nosy ao anivon'ny Ranomasimbe Indiana, atsinanan'i Afrika. Antananarivo no renivohitra.
Zanatany Frantsay hatramin'ny taona 1960, ny Farantsa Malagasy (FMG na franc malgache na MGF @ I.S.O.) no vola fampiasa hatramin'ny volana may 2003. Ankehitriny, dia efa niverina ho Ariary izany vola fampiasa izany.
Mandritra ny fotoan'ny fanovana dia miara-monina ireo sandam-bola roa ireo, ka marihina miaraka eny amin'ny mpivarotra sy eny an-tsena izy roa.
Amin'ny Tantaran'i Madagasikara
[hanova ny fango]Hitako ny nanesorana ilay fampitandremana fa tsy tokony hatao fijery tokana rehefa mijery ny Tantaran'i Madagasikara. Te-hahafantatra hoe inona marina moa ny fototra nanesorana ka nahatonga ilay fanovana tamin'ny 6 novambra 2023? Jentilisa (resaka) 6 Aprily 2025 à 20:08 (UTC)