Dinika:Synodam-paritany Manakara (FLM)

Le contenu de la page n’est pas pris en charge dans d’autres langues.
Avy amin'i Wikipedia

Voatery namoronana pejy hafa[hanova ny fango]

Salama Tompoko. Namoronana pejy hafa ny "SP Manakara" mba hanamaivana sy hampisy fifandanjana ao amin'ny pejy "Fiangonana Loterana Malagasy". Hanamaivana satria raha samy hanoratra ny amin'ny SP-ny avy (izay miisa maherin'ny 20) dia ho lasa tsy mahafinaritra ny mamaky ny pejy "Fiangonana Loterana Malagasy".--Thelezifor (resaka) 24 Aogositra 2018 à 11:20 (UTC)[répondre]