Hankany amin'ny vontoatiny

Dinika:Joseph de Jésus et Marie

Tsy tohana amin'ny fiteny hafa ny votoatin'ny pejy.
Hanampy lohahevitra
Avy amin'i Wikipedia
Fanehoan-kevitra farany: il y a 7 ans nosoratan'i Thelezifor momba ny lohahevitra Fanovana ny lohatenim-pejy

Fanovana ny lohatenim-pejy

[hanova ny fango]

Tsara angamba raha atao amin'ny anarany araka ny tenim-pirenen'ilay olona ny lohatenin'ny pejy raha tsy misy ny fanagasiana azy - izany hoe amin'ny teny espaniola. Izany koa no tokony hatao amin'ireo anarana hafa izay nosoratana amin'ny tenim-pirenena samihafa. Raha tsy nohagasina izy ireo dia tsaratsara kokoa angamba raha ny anarany amin'ny tenim-pireneny no raisina.--Thelezifor (resaka) 30 Aogositra 2018 à 04:46 (UTC)Répondre