Dinika:Engineering

Le contenu de la page n’est pas pris en charge dans d’autres langues.
Avy amin'i Wikipedia

Teny fanampiny mikasika ny Engineering. Misy heviny 3 izy io: - Engineering: "taozava-baventy" rehefa ampiasaina ao anatin'ny "Civilian engineering" na "Military engineering" - Engineering: "fahaiza-manao sy fahalalàna" rehefa ampiasaina ao anatin'ny "Electrical engineering" na "Chemical engineering" na "Thermal engineering" ... - Engineering: "Birao mpamolavola sy mpanatanteraka araka ny haitao" rehefa ampiasaina mitokana na ao anatin'ny "Engineering department" izay teny fampiasa eo anivon'ny indostria na orinasa