Dinika:Ambohijanaka

Le contenu de la page n’est pas pris en charge dans d’autres langues.
Avy amin'i Wikipedia

Momba ny tarehimarika ampiasaina[hanova ny fango]

Araka ny fahitako azy dia tarehimarika tamin'ny taona 2000 daholo (nanaovan'ny Cornell University) no avoaka amin'ireo lahatsoratra rehetra mitovitovy amin'ity. Somary efa notenenina ihany izany teny ampiandohana, saingy tsaratsara kokoa araha atao soratana aorian'ny tarehimarika rehetra avoaka, satria mety efa misy fiovany (20 taona mahery izay) Firaketana (resaka) 12 Novambra 2023 à 09:22 (UTC)[répondre]