Diiriye Guure

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Diiriye Guure dia mpanjaka Darawiish tao Dhulbahante izay nanjaka tamin' ny taona 1894 hatramin' ny taona 1920. Garad Guure no rainy ary Shukri no reniny. Tsy fantatra marina ny fotoana nahaterahany fa ny nahafatesany dia tamin' ny taona 1920. Aar Dheel zanany no nandimby azy.


Boky amin'ny teny anglisy[hanova | hanova ny fango]

[1][2]

  1. Taariikhdii daraawiishta iyo Sayid Maxamad Cabdille Xasan, 1895-1920. (2005).
  2. Official History of the Operations in Somaliland, 1901-04. (1907).