Dar es Salam
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Dar es-Salaam)
06°48′58″S 39°16′49″E / 6.81611°S 39.28028°E
Dar es Salam
| |||
| Velarantany | 1,599 km2 | ||
| Haavo | 15 m | ||
| Isan'ny mponina | 5,383,728 (2 022) | ||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | |||
| Faritany | |||
| Faritra | |||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Dar es Salam | ||
Dar es Salam swahili sy anglisy: Dar es Salaam; avy amin'ny teny arabo: دار السلام Dār as-Salām, midika hoe Tranon'ny Fiadanana), no tanàna lehibe indrindra sady foibe ara-toekarena sy ara-kolontsaina ao Tanzania. Dar es Salaam no renivohitra hatramin'ny taona 1974 ary mbola foiben'ny governemanta ihany.
Any atsinanan'i Tanzania eo amin'ny Ranomasimbe Indiana no misy ny tanàna.
Misy oniversite maromaro ao Dar es Salaam, ary ao ihany koa no misy ny seranan-tsambo lehibe indrindra ao amin'ny firenena.
Rohy Ivelany
[hanova | hanova ny fango]Tsiahy
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Dar es Salam |